Teny iditra mifanozona (ozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay se lancer des imprécations [Ramarlah: Croyances]
Endriteny 
mifanozona
mifanozon-
mifanozom-
mifanozo-
nifanozona
nifanozon-
nifanozom-
nifanozo-
hifanozona
hifanozon-
hifanozom-
hifanozo-
Ohatra Raha miady ny zaza amam-behivavy dia mifanozona hoe (au cours des disputes, les femmes ou les enfants peuvent se lancer certaines imprécations) [Ramarlah: Finoana]

2018/07/15