|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mifanta
Fototeny  2  fanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tambahoaka, Bara, Tanosy] miozona
5  [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] mianiana
6  [1.78] [Sihanaka] manozona
7  [1.1] Miozonozona, mianiana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] to take an oath
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mifantafanta

Teny iditra (2/3)14  mifanta
Fototeny  15  fanta
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] to miss fire (?), as a gun.
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22  mifantafanta

Teny iditra (3/3)23  mifantà
Fototeny  24  fanta
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]

Fivaditsoratra  28  fitaman, ifantam, mifanta, mifantà, natafim, nitafam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08