Teny iditra (1/3) | 1 mifanta |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bara, Tanosy]
miozona 4 [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] mianiana 5 [1.78] [Sihanaka] manozona 6 [1.1] Miozonozona, mianiana |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] to take an oath |
Fototeny | 8 fanta |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 mifantafanta |
Teny iditra (2/3) | 14 mifanta |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] to miss fire (?), as a gun. |
Fototeny | 17 fanta |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 22 mifantafanta |
Teny iditra (3/3) | 23 mifantà |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanta [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] |
Fototeny | 27 fanta |
Fivaditsoratra | 28 fitaman, ifantam, mifanta, mifantà, natafim, nitafam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |