Teny iditra miferinaina (ferinaina (fery, aina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ miferin-aina ] to sigh, to groan, to grieve
¶ utterly unable to be happy or comfortable. [Richardson 1885]
 to be in great suffering [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être dans la souffrance; souffrir [Hallanger 1974]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[Fox: Hainteny, laharana 312]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31