Teny iditra | 1 miferinaina |
Singan-teny | 2 mifery, aina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#180][miferin-aina] to sigh, to groan, to grieve [miferin-aina] utterly unable to be happy or comfortable. 6 [1.7] to be in great suffering |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être dans la souffrance; souffrir |
Ohatra |
8 tsy miferin-aina aho fa serena nahoana hianao no lalin'endrika? [2.131] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Tsipelina hafa | 10 miferinaina, miferinaina, miferitraina |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny miferinaina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |