Teny iditra mifidy maka ny njola
Singan-teny mifidy ; maka ; njola
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana ilazana ny olona maimaika na tsy mandinika tsara ka mifidy ny tsy tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15