|
|
|
|

Teny iditra1  mifidy maka ny njola
Singan-teny  2  mifidy, maka, njola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fitenenana ilazana ny olona maimaika na tsy mandinika tsara ka mifidy ny tsy tsara

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07