Teny iditra | 1 mifofotra |
Fototeny | 2 fofotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to make a big effort |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire de grands efforts |
Ohatra |
7 Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [2.996] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mamofotra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 mifofotra, tafoforim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |