Teny iditra | 1 mifoha |
Fototeny | 2 foha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wake up, to get out of bed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] s'éveiller, se lever |
Ohatra |
7 Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#] 8 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mifohafoha |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny mifoha io |
Fivaditsoratra | 20 faohim, hafoim, hamofy, hofaim, ifoham, mifaho, mifoha, mihafo, mihofa, mohafi, mohafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |