Teny iditra (1/2) | 1 mifohafoha |
Fototeny | 2 fohafoha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misehoseho, mitsangantsangana (fiteny indrindra amin' ny volo): Nifohafoha volo ilay voronkely vao navelan' ny ankizy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to rise up, to be in constant agitation. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 hérisser ses poils, comme le chien en colère, le hérisson, etc. [1.196] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mifohafoha io |
Teny iditra (2/2) | 12 mifohafoha |
Fototeny | 13 fohafoha |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Enti-milaza tany mando efa maimaina mbola tsy mafy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 used of ground not properly hardened, but having loose dust about; also of a quarrel perpetually renewed [1.2] |
Fivaditsoratra | 17 mifohafoha, mihofahofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |