Teny iditra miforona (forona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be created, to be formed; to be founded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser [1.8]
Ohatra Tsy misy very, tsy misy miforona. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miforona
Ny lasa : niforona
Ny hoavy : hiforona
Filaza mandidy : miforòna
Kamban-teny 

Teny iditra miforòna (forona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20