Teny iditra | mihota (hota) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanala] Mitsako [1.78] | ||||||
Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [1.1] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | hamoty, mahito, mahoty, mihato, mihota, mitaho, mitoha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |