Teny iditra (1/2) | 1 mihabe |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitombo hatrany: Mihabe ny orana |
Ohatra |
4 [2.59#] dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe. 5 [2.470#] mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. |
Fototeny | 6 be |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 11 mihabe |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] (de miha et be : grand). Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks. (Urticaceae). Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. Écorces à fibres de bonne qualité. [Bara]
14 [Mahafaly] |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 17 ahebim, haimbe, mihabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |