Teny iditra (1/3) | 1 mihaika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to defy, to challenge |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] défier, provoquer |
Fototeny | 6 haika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mihaika io |
Teny iditra (2/3) | 12 mihaika |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Sihanaka, Tanala]
miantso |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] [Provincial]
to call |
Fototeny | 16 haika |
Tovy hevitra | 17 mikaika |
Teny iditra (3/3) | 18 mihaikà |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3] |
Fototeny | 22 haika |
Fivaditsoratra | 23 haikaim, ihaikam, ikaiham, ikiaham, mahaiky, miahika, mihaika, mihaikà, mihiaka, mikaiha, mikiaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |