Teny iditra |
mihaika
(haika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To defy, to challenge [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Défier, provoquer [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihaika |
Ny lasa : |
nihaika |
Ny hoavy : |
hihaika |
Filaza mandidy : |
mihaikà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihaika
(haika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tanala]
Miantso [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To call [1.2]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mihaikà
(haika)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|