Teny iditra mihakeky (akeky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Devenir proche [1.3]
Ohatra Aoka hihakeky sy ho tanteraka ny didin' Ilay Masin' Israely, ka hahafantarantsika! [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihakeky, mihakekin', mihakekin-, mihakekim-
Ny lasa : nihakeky, nihakekin', nihakekin-, nihakekim-
Ny hoavy : hihakeky, hihakekin', hihakekin-, hihakekim-
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20