Teny iditra | 1 mihamafana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.66] se réchauffer |
Ohatra |
4 [2.996] mihamafana aho izany 5 [1.66] mihamafana ny fisakaizana rehefa samy ao anatin' ny tombontsoa mitovy (L'amitié se réchauffe quand on est dans les mêmes intérêts) |
Fototeny | 6 mafana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 fahamainam, fahamamian, hanamafiam, mihamafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |