Teny iditra | 1 mihamaina |
Fototeny | 2 maina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Nahazo hafanana aho ary nihamaina ny akanjoko [2.4#120] 5 nihamaina ny herin' ny aiko tamin' ny hainandro lohataona [2.996] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hamaminay, mihamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30 |