|
|
|
|

Teny iditra1  mihamena
Fototeny  2  mena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.68] [Vezo] Bronzer, rougir  - > mivalomena
Ohatra  5  [2.996#28.051.015] Tamin' ny fahitana ny voniny, toy ny fahitana ny salohy mihamena, dia nifaly taminy ny foko.

Fivaditsoratra  6  hamenaim, mihamane, mihamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21