| Teny iditra | 1 mihamitombo |
| Fototeny | 2 mitombo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 mihamitombo ny fafio-drivotra.
[2.471#15]
5 Ny olona amin' izay mihamitombo isa ihany. [2.4#128] 6 mihamitombo hatrany koa ny mponina an-tanàn-dehibe. [2.445#22] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|