Teny iditra | mitombo (tombo) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Taisaka] mihalehibe; mihamaro [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy ¶ Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina ¶ Miitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io ¶ Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao ¶ Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to increase; to grow [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | croître, augmenter [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
croître, pousser, grandir, se développer [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 82] | ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitombo io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |