Teny iditra mihanaka (hanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano
Mitovy hevitra: manenika [1.1]
 Miely miandalana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Faire tâche d'huile [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihanaka
Ny lasa : nihanaka
Ny hoavy : hihanaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20