Teny iditra (1/2) | 1 mihaona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to meet with some one, to meet, to join, to unite with. 5 [1.7] to meet with |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se rencontrer |
Ohatra |
7 [2.324] Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona. 8 [2.471] Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. |
Fototeny | 9 haona |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mihaona io |
Teny iditra (2/2) | 16 mihaonà |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fototeny | 19 haona |
Fivaditsoratra | 20 ahainom, amiohan, amohany, animaho, hamaino, hamoina, hamonia, haomany, himaona, hiomana, homanay, iahonam, ianoham, ihaonam, mahaino, miahòna, miahona, mianoha, mihaonà, mihaona, namioha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |