|
|
|
|

Teny iditra1  miharo
Fototeny  2  haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] mifangaro
5  [1.78] miray, mikambana
6  [1.1] Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] to be in a mixed state, to be in a mingled state.
8  [1.7] to be together, to be mixed together (of things)
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] être ensemble, être mélangé (se dit des choses)
Ohatra  10  Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  milaro, mikambana, mifamaho, mifamahofaho, mifangaro, mitambatra, mifadiditra, mifampidipiditra, mifanosona, mifanjevo, miharo voraka, mikoro, tsaporetika
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny miharo io

Fivaditsoratra  19  ahorim, arohim, hamori, hamory, haorim, haroim, hioram, hoarim, mahory, mariho, miharo, oharim, roahim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21