|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihasina
Fototeny  2  hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mihasina
Fototeny  9  hasina
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Miolana, mikivilivily
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] twisted.
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#223] être tordu, bercé
Ohatra  14  Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  18  anihisam, anisiham, hamasini, hanisiam, hasimany, hisainam, isimahan, mahisina, manihisa, manisiha, masahiny, mihasina, nisahiam, nisaiham, nisiaham, nisimaha, samahiny, simahany, simahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21