Teny iditra mihatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay se fortifier peu à peu [Abinal 1888]
Endriteny 
mihatanjaka
mihatanjak'
mihatanja-
nihatanjaka
nihatanjak'
nihatanja-
hihatanjaka
hihatanjak'
hihatanja-
Ohatra Ary nitombo sy nihatanjaka ny Zaza sady feno fahendrena, ary tao aminy ny fahasoavan' Andriamanitra. [Baiboly: 49:002:040/Lioka 2:40..]

2015/10/28