Teny iditra | 1 mihavatravatra |
Fototeny | 2 havatravatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 mikofokofoka, mitsipatsipaka, mihoalahoala |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |