Teny iditra (1/2) | 1 mihaza |
Fototeny | 2 haza |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to hunt, to chase. 6 [1.7] to go hunting; to search for |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] aller à la chasse |
Ohatra |
8 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mihaza io |
Teny iditra (2/2) | 14 mihazà |
Fototeny | 15 haza |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaza [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 hazaim, ihazam, izaham, mihazà, mihaza, mizaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |