|
|
|
|

Teny iditra1  mihemotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy
Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo
Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra
Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana
Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize.
5  [1.7] to draw back; to fall back into evil ways
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] reculer, se retirer
Ohatra  7  [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
Fototeny  8  hemotra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  mitakemotra, mikemo, mianotra, manao dia mianotra, manao dia miverina, miverina ilalana, mitodi-doha, mandrorona, mitambotsotra
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mihemotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11