Teny iditra mihinjitra (hinjitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Henjana miridiridy: Mihinjitraerý ilay mpitaingin-tsoavaly
¶ Mampiampatra miridiridy ny tongotra aman-tanana: Aza mihinjitra mafy loatra sao mivongonkozatra eo
Mitovy hevitra: henjana ~ mihinjihinjy ~ miridiridy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stiff; to be stretched out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être raide; être étendu comme le bras [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihinjitra
nihinjitra
hihinjitra
mihinjira

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/07