Teny iditra (1/2) | 1 mihontsina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hontsina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] to start as from fear |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] frissoner; être agité |
Ohatra |
12 [2.996] nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; |
Teny iditra (2/2) | 13 mihontsìna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsina [Fitanisana] |
Fototeny | 15 hontsina |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 hatsinomin, himontsina, hisintonam, ihontsinam, mihontsina, mihontsìna, nitsimohan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |