Teny iditra (1/2) | 1 mihorirana |
Fototeny | 2 horirana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be placed on edge |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être placé sur son bord ou son côté |
Ohatra |
7 Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mihorirana io |
Teny iditra (2/2) | 15 mihoriràna |
Fototeny | 16 horirana |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorirana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 ihoriranam, mihoriràna, mihorirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |