|
|
|
|

Teny iditra1  mihorohoro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  horohoro
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to tremble, to shudder
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] trembler, frémir
Ohatra  11  [2.996] mihorohoro dia mihorohoro ny tany;

Fivaditsoratra  12  mihorohoro, mirohoroho

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29