Teny iditra (1/2) | 1 mikaika |
Fototeny | 2 kaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitoloko, mitaraina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 mikaika |
Fototeny | 9 kaika |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) 12 [1.1] Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 mihaika |
Fivaditsoratra | 18 akaikim, mikaika, mikiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |