Teny iditra |
mikapa
(kapa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
¶ Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
¶ Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa ¶ Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to cut a tree; to cut wood [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | abattre un arbre; couper [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mikapa
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | [Sihanaka]
misoroka [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
mikapa
(kapa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to wear sandals [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | porter sandales [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mikapà
(kapa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikapa
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|