Teny iditra (1/2) | 1 mikarama |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to work for wages |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être salarié |
Fototeny | 6 karama |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mikaramà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarama [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 karama |
Fivaditsoratra | 16 ikaramam, karamaim, mikaramà, mikarama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |