Teny iditra | 1 mikarapoka |
Fototeny | 2 karapoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1] |
Ohatra |
5 Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
[2.996#23.037.024]
|
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 miankarapoka |
Fivaditsoratra | 11 mikarapoka, 12 mikorapaka, 13 mpikaraoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |