Teny iditra | 1 mikaviavia |
Sokajin-teny | 2 matoanteny na mpamaritra |
Fototeny | 3 kaviavia |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#241] to seek to do something unseemly |
Ohatra |
6 [1.369#] Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. 7 [2.528#] Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. |
Mpanahaka | 8 midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |