Teny iditra (1/2) | 1 miketrona |
Fototeny | 2 ketrona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be wrinkled |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être ridé, plissé |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-paraky (kiraro) |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny miketrona io |
Teny iditra (2/2) | 13 miketròna |
Fototeny | 14 ketrona |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miketrona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 iketronam, miketrona, miketròna, noraketim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |