Teny iditra (1/2) | 1 mikainkona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to curl up as a worm, etc.; to pull back |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] se recroqueviller, se retirer, reculer |
Fototeny | 6 kainkona |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 miketrona, mifendrotra, mifintina, mivonkina |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mikainkona io |
Teny iditra (2/2) | 13 mikainkòna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 kainkona |
Fivaditsoratra | 18 ikainkonam, mikainkona, mikainkòna, namikinako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |