|
|
|
|

Teny iditra1  mikipaka
Fototeny  2  kipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#333] Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous)
Ohatra  6  Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#]
7  Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mikipaka io

Fivaditsoratra  13  mikipaka, mpikaika, mpikiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21