Teny iditra | 1 mikisoka |
Fototeny | 2 kisoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitoto ho tonga vovoka: Mikisoka paraky |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 manamongomongo, manamontsamontsana, manorotoro |
Fivaditsoratra | 10 mikisoka, mikosika, misokaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |