Teny iditra | mikodedika (kodedika (dedika)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] miboredika [1.78] | ||||||||
Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bredouiller, parler avec précipitation, sans articuler [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mikodedy | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |