Teny iditra |
mikojakoja
(kojakoja (koja))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To attend to details, to look after things minutely [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Disposer, arranger minutieusement, être aux petits soins à l'égard de [1.3]
|
| S'occuper des détails de, d'être aux petits soins à l'égard de [1.8]
|
| Entretenir [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikojakoja |
Ny lasa : |
nikojakoja |
Ny hoavy : |
hikojakoja |
Filaza mandidy : |
mikojakojà |
|
|
Teny iditra |
mikojakojà
(kojakoja (koja))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikojakoja
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|