|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikolo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] minaonaona
Fototeny  4  kolo

Teny iditra (2/3)5  mikolo
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Bara] mikosoka: Mikolo vary
Fototeny  8  kolo

Teny iditra (3/3)9  mikolo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taisaka] mitady hanin-kohanina
Fototeny  12  kolo

Fivaditsoratra  13  mikolo, miloko

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02