|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikolo
Fototeny  2  kolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  minaonaona [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  mikolo
Fototeny  6  kolo
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  mikosoka: Mikolo vary [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)9  mikolo
Fototeny  10  kolo
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  mitady hanin-kohanina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13  mikolo, miloko

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31