|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikombona
Fototeny  2  kombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
5  Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana
6  Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) [1.3#350]
9  se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
10  se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
Ohatra  11  Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519#]
12  Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996#]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)18  mikombòna
Fototeny  19  kombona
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikombona
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  24  mikombona, mikombòna, mikombona, mikombòna

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27