|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milamina
Fototeny  2  lamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao
Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha
Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay
Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina
Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay
mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be arranged, to be in order
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise)
Ohatra  7  Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra. [4.27]
8  Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  14  mimpirina, milanto, mirindra, miravona, misononoka, misosa

Teny iditra (2/2)15  milamìna
Fototeny  16  lamina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milamina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  amilinam, ilaminam, mamilañy, mamilina, mamilìna, milamìna, milamina, namiliam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08