Teny iditra mila saina
Singan-teny mila ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seek for advice. [1.2]
Tovy hevitra maka saina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25