Teny iditra (1/2) | 1 maka saina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao |
Singan-teny | 4 maka, saina |
Tovy hevitra | 5 mila saina |
Teny iditra (2/2) | 6 maka saina |
Sokajin-teny | 7 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] same as makarivotra: to take exercise, seeking fresh air. |
Singan-teny | 9 maka, saina |
Tovy hevitra | 10 maka rivotra |
Fivaditsoratra | 11 maka saina, manasaika, nasamakay, sakamaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |